Leipzig
Fiseho
51°20′N 12°22′E / 51.333°N 12.367°E
| Leipzig | ||
| Velarantany | NC | |
| Haavo | ||
| Isan'ny mponina | 605 407 | |
| Ben'ny tanàna | Burkhard Jung | |
| Firenena | ||
| Fanjakana | Sachsen | |
| Faritany | ||
| Faritra | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Leipzig | |
I Leipzig (vakio hoe "laipsik" na "laipsish") dia tanàna-boriborintany any Alemaina, ao avaratra-andrefan' ny Landan' i
Sachsen (frantsay: Saxe). Misy mponina miisa 605 407 izy. Izy no tanàna be mponina indrindra any Alemaina Atsinanana aorian' i Berlin, sady tanàna fahafolo ao amin' ity firenena ity.
Baolina kitra
[hanova | hanova ny fango]Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Tanàna any Alemaina sy Eorôpa Atsinanana manan-tantara tamin' ny andron' i Martin Lotera:
- Altenburg - Augsburg - Eisenach - Eisleben - Erfurt - Königsberg - Leipzig - Liebenwerda - Magdeburg - Marburg - Mohrungen - Speyer - Strasburg - Wachsdorf - Wittenberg - Worms
- Lisitra ny tanàna ny Alemaina
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Leipzig |
