close
Hankany amin'ny vontoatiny

Joliano (emperora)

Avy amin'i Wikipedia
Joliano
BERJAYA
Ankapobeny
AnaranaJoliano
Teraka6 Novambra 331
Toerana-
Maty26 Jona 363
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaRoma Taloha
Asa :
Fiainana manokana

I Joliano dia mpanao pôlitika rômana teraka tamin' ny 6 Nôvambra 331 ary maty tamin' ny 26 Jona 363. Emperora rômana nandimby an' i Kônstantio II izy.

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

I Jolio Kônstantio (latina: Julius Constantius) no rainy. Ny vadiny dia i Helena. Ny rahalahiny dia i Kônstantio Galo (latina: Constantius Gallus).

Emperora romanina

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany BERJAYA Emperora romanina mpandimby
Kônstantio II
337-361
Joliano
360-363
Jovian
363-364

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
BERJAYA
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.