Itamar Franco
Fiseho
| Itamar Franco | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Itamar Franco | ||
| Teraka | 28 Jiona 1930 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 02 Jolay 2011 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Itamar Augusto Cautiero Franco dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Brazila teraka ny 28 Jiona 1930 ary maty ny 2 Jolay 2011 tao São Paulo. Izy no filohan'ny fireneny nanomboka ny 2 Oktobra 1992 ka hatramin'ny 31 Desambra 1994.
Antoko pôlitika: Movimento Democrático Brasileiro (MDB)
Filohan'i Brezila
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Fernando Collor de Mello 1990 - 1992 | Itamar Franco 1992-1994 | Fernando Henrique Cardoso |
