close
Hankany amin'ny vontoatiny

Elbe

Avy amin'i Wikipedia
BERJAYA
Ony Elbe
BERJAYA
Hamburg - Elbe

I Elbe dia ony any Eorôpa Afovoany izay miakatra any amin' ny Repoblika BERJAYA Tsekia, mikoriana manerana an' i BERJAYA Alemaina ary mikoriana mankany amin' ny Ranomasina Avaratra akaikin' i Cuxhaven. 1 091 km ny halavany. Ny tanàna lehibe andaovany dia i Dresden sy i Magdeburg ary i Hamburg.

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]