close
Hankany amin'ny vontoatiny

Britanika

Avy amin'i Wikipedia
BERJAYA
Sainan' ny Fanjakana Mitambatra

Ny Britanika, izay antsoina amin' ny teny anglisy hoe Britons na Britishers, dia olom-pirenena na teratany any amin' ny BERJAYA Fanjakana Mitambatra, sy any amin' ny fizaràn-tany miankina amin' ny Satroboninahitra (anglisy: Crown dependencies) sy ny fizaràn-tany britanika any ampitan-dranomasina, ary koa ny taranak' izy ireo.

Niaritra fananiham-bohitra nandritra ny taonjato maro i Britaina Lehibe ka izany dia nanova ny tagaron' ny mponina ao aminy. Ara-tantara, ny Bretôna dia mponina teratany tany Britaina Lehibe izay nonina tany atsimon' ny Firth of Forth.

Amin' ny heviny miitatra, ny teny hoe "Britanika" dia azo ampiasaina koa mba hilazana ny mponin' ireo nosy britanika, izany hoe i Britaina Lehibe sy i Irlandy.