close
Hankany amin'ny vontoatiny

fihaingoana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

BERJAYA Anarana iombonana

fihaingoana

  1. Ny fanaovana zavatra mba hahamendrika sy hampahatevin-tena na mba hampisehoana haitindrazana.
    • Ny fihaingoana dia atao tsara raha mahay mitombina.
    • Tsy maintsy nisy fihaingoana maro be nampiarahina tamin' ilay lambamena sarobidy.