close
Hankany amin'ny vontoatiny

Cracidae

Avy amin'i Wikipedia
BERJAYA
Chamaepetes goudotii

Ny Cracidae dia fianakaviam-borona ao amin' ny filaharana Galliformes, ahitana vondron-karazana 11 sy karazany 57. Vorona salantsalany ka hatramin' ny lehibe (eo amin' ny 42 ka hatramin' ny 92 sm) izy ireo, manana rambo lava sady zatra mitady hanina eny ambony hazo ny ankamaroany.

Lisitry ny vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]

Araka ny fanasokajian' ny International Ornithological Congress (versiona 15.1, 2025), ny fianakaviana Cracidae dia misy karazana 57 mizara amin' ny vondron-karazana 11:

  • Ortalis (karazana 16),
  • Penelope (karazana 16),
  • Pipile (karazana 5),
  • Aburria (karazana 1),
  • Chamaepetes (karazana 2),
  • Penelopina (karazana 1),
  • Oreophasis (karazana 1),
  • Nothocrax (karazana 1),
  • Mitu (karazana 4),
  • Pauxi (karazana 3),
  • Crax (karazana 7)

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]