close
Hankany amin'ny vontoatiny

Conus

Avy amin'i Wikipedia
BERJAYA
Karazana Conus samihafa.

Ny Conus dia vondron-karazana Mollusca Gastropoda Prosobranchia an-dranomasina ao amin' ny fianakaviana Conidae, ahitana karazana akorandriaka maherin' ny 1 000, anisan' izany ny karazana fôsily maro. Misy poizina ny ankamaroan' ireo karazana ireo, ary mampidi-doza ho an' ny olombelona ny lehibe indrindra.