close
Hankany amin'ny vontoatiny

siansa

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

BERJAYA Anarana iombonana

siansa

  1. Fahalalana sy fahaizana momba ny tontolo iainana sy ny antony mampisy azy, izay azo tamin'ny fandinihana sy fanandramana.
    • Hita koa fa efa nikasika ny siansa ny sain'ny Ntaolo.
    • Ho hitantsika amin'ny fianarana siansa ny andinidininy.
    • Famonoana fahavalo amin'ny fampiharana ny siansa angamba no mety kokoa.

Dalmasianina

[Ovay]

BERJAYA Mpampiankin-teny

siansa

  1. tsy misy

BERJAYA Tsiahy

Gaelita irlandey

[Ovay]

BERJAYA Anarana iombonana

siansa

  1. fihenan-tsindrimandry, hira
  2. mozika compositio

BERJAYA Tsiahy