close
Hankany amin'ny vontoatiny

Firaka

Avy amin'i Wikipedia
BERJAYA
firaka fanjonoana

Ny hoe "firaka" dia teny mahafaoka metaly roa samy hafa, dia ny firapotsy sy ny firamainty.

Ohabolana

[hanova | hanova ny fango]
  • Mivezivezy tahaka ny firaka atakalo.
  • Ny firaka no tsy mba vola: ny lemim-panahiny.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]